txy_2sa_text_udb/15/24.txt

1 line
555 B
Plaintext

\v 24Na Zadoka niaraky tamireo Levita aby, ze nizaka gny fiaranigny fagneken'Agnahary aza dra teo. Nahilin'ereo gny fiaran'Agnahary, dra nihazon'anereo i Abiatara. Nandigny ambara-pandalonigny vahoaky boak'ao atanan'ereo. \v 25Hoy gny pazaka tamin'i ZAdoka ho: "Andeso Mihery agny atana gny fiaran'Agnahary. Raha mahita fitia eo amason'i Yaveh zaho, dra hinday anahy hihery izy dra hapiseho gny fiara vo gny toera honenany ndraiky. \v 26Fa raha mizaka izy ho: 'Sy makasitraky anao zaho,' ingo, tihoky zaho, aoky hataony aminahy ze hitany fa mety aminazy."