txy_2sa_text_udb/15/13.txt

1 line
549 B
Plaintext

\v 13 Nisy iraky nagneo amin'i Davida nanao anizahoky ho: "Magnaraky an'i Absaloma gny fon'ireo olon'Israely." \v 14 Dra hoy i Davida tamireo panopony aby ze niaraky taminazy tao Jerosalema ho: "Misangana dra andao hienga, raha sy zay dra sy hisy ho afa-mienga an'i Absaloma isika. Miomana hiala dieny zao, raha sy zay dra hahatrasy asika malaky izy, dra hinday loza eto amisika izy dra hanafiky gny tana amigny lela-mesa." \v 15Dra hoy reo panoponigny pazaka tamigny pazaka ho: "Ingo, vonona gny hanao ze tapaky gny pazaka aby toponay gny panopony.