txy_2sa_text_udb/15/07.txt

1 line
339 B
Plaintext

\v 7Dra tamigny fiafaranigny tao efasy dra hoy i Absaloma tamigny pazaka ho: "Angao re zaho ba handeha dra hagnefa gny voady nataoko tamin'i Yaveh tagny Hebrona. \v 8Fa nanao voady gny panoponao fony zaho nony tagny Gesora tagny Syria, nanao anizahoky ho: 'Raha handesin'i Yaveh mihery agny Jerosalema vatany zaho, dra hanopo an'i Yaveh."'