1 line
558 B
Plaintext
1 line
558 B
Plaintext
\v 27Niteren'i Absaloma i Davida, dra namela an'i Amnona vo reo zanadahinigny pazaka aby andeha hindray aminazy izy. \v 28Nandidy reo panopony i Absaloma nanao anizahoky ho: "Mitenoa soa. Gny fa manomboky mamonigny divay i Amnona, dra gny fa mizaka amindrareo zaho ho: 'Tafiho i Amonona,' dra vonoy izy. Ka matohosy. Sy fa nandidy andrareo ra zaho? Mahereza dra mana heripo." \v 29Ko dra nataon'ireo panopon'i Adsaloma tamin'i Amnona araky ze fa nandidiany anereo. Dra nisanga reo zanadahinigny pazaka aby, dra nitikisy gny apondrany gny olon'aby dra nienga. |