txy_2sa_text_udb/11/12.txt

1 line
404 B
Plaintext

\v 12Dra hoy i Davida tamin'i Oria ho: "Mizanogna eto heky aloha andrany, fa maraindray hanao hangako handeha." Dra nizano tao Jerosalema tamin'io andro io vo gny maray i Oria. \v 13Gny fa niaso anazy i Davida, dra nihina vo nino teo agnatrehany izy, dra nomamon'i Davida izy. Gny hariva i Oria dra niboaky ba handry miaraky amireo panoponigny topony eo apandriany; sy nandeha nizoso tagny atragnony izy.