txy_2sa_text_udb/11/06.txt

1 line
475 B
Plaintext

\v 6Boak'eo i Davida napagniraky tagny amin'i Joaba nanao anizahoky ho: "Alefaso aminahy atiky i Oria gny Hetita." Dra nalefan'i Joaba tagny amin'i Davida i Oria. \v 7Gny fa avy i Oria, dra nagnotany anazy i Davida ho nanao akory Joaba, nanao akory gny tafiky, dra nanao akory gny fandehanigny aly. \v 8Dra hoy i Davida tamin'i Oria ho: "Mizosoa agny amigny tragnonao, dra amigny lapanigny pazaka i Oria, dra nandefa fagnomeza ho an'i Oria gny pazaka tafaranigny nandehanany.