txy_2sa_text_udb/11/02.txt

1 line
368 B
Plaintext

\v 2Gny fa niavy gny hariva dra nifoha teo apandriany i Davida dra nandeha tagny amigny tafonigny lapany. Boak'egny izy gny nahita apela raiky teo apandroa, dra tena soasoa atia gny apela igny. \v 3Noho izay dra nandefa gny momba gny apela igny i Davida. Nosy olo raiky nizaka ho: "Sy i Batseba, zanakapelan'i Eliama ra zay, dra sy gny valin'i Oria gny Hetita ra zay?"