txy_2sa_text_udb/11/01.txt

1 line
245 B
Plaintext

\v 1Dra gny fa avy gny lohatao, amigny fotoa ze fandehanan'ireo pazaka hialy, dra nirahin'i Davida i Joaba, panopony, vo reo tafikIsraely aby. Nandringa gny tafik'i Amona dra nanao fahirano an'i Raba ereo. Saiky nizano tagny Jerosalema i Davida.