txy_2sa_text_udb/10/17.txt

1 line
555 B
Plaintext

\v 17 Gny fa nizaka anizay i Davida, dra namory gny Israely aby izy, nisaky an'i Jordana, dra avy tagny Helama. Nilahasy hialy hanohisy an'i Davida reo Syriana dra nialy taminazy. \v 18 Nienga an'Israely reo Syriana. Nahafaty maramila pinday kalesy fitozato vo pitikisy sovala efas'aly i Davida. Narasy i Sobaky pifehy gny tafik'ereo dra maty tagny. \v 19Gny fa hitan'ireo pazaka aby ze panopon'i Hadadezera fa resin'Israely ereo, dra nanao fihavana tamin'Israely ereo dra lasa panopony. Noho izay reo Syriana dra natahosy gny hagnapy gny vahoak'i Amona.