txy_2sa_text_udb/10/09.txt

1 line
300 B
Plaintext

\v 9Gny fa nahita reo fahavalo teo anoloanay vo tao afarany i Joaba, dra nisafidy gny ilany tamireo ze mahay mialy faratapony izy dra nandamin'anereo hialy amireo Syriana. \v 10Raha gny amireo tafiky sisa tavela, dra natolony ho baikon'i Abisay rahalahiny, dra nalany hialy amigny tafik'i Amona ereo.