txy_2sa_text_udb/10/06.txt

1 line
617 B
Plaintext

\v 6 Gny fa hitanigny vahoakin'i Amona fa lasa malailay amin'i Davida ereo, dra nandefa pinday hafasy ny vahoakan'i Amona ary nagnarama ireo Syriana avy ao Bty-rehoba sy Zoba, miaramila nandeha an-tongotra roa alina sy lelahy arivo tamin' ny mpanjakan'i Maka, ary lelahy roa arivo sy iray alina tamin' ireo oln'i Toba. \v 7Gny fa nahare anizay i Davida, dra nandefa an'i Joaba vo gny tafiky maramila aby izy. \v 8Avy reo Amonita dra nilahasy hialy teo amigny fidera teo amigny vavahadinigny tanan'ereo, raha bo nizoro teo amigny saha malalaky reo Syriana boak'agny Zoba vo Rehoba, dra reo olo boak'agny Toba vo Maka.