txy_2sa_text_udb/08/13.txt

1 line
297 B
Plaintext

\v 13fata-daza gny agnaran'i Davida gny fa avy nambano gny Syriana tagny amigny Lohasaka-sira, nindray tamin'reo lelahy valo arivo vo ray alin'ereo. \v 14Nametrahany maramila manera an'i Edoma aby, dra gny Edomita aby dra lasa panopony. Dra Yaveh napandresy an'i Davida tegny amize nandehanay aby.