1 line
299 B
Plaintext
1 line
299 B
Plaintext
\v 11Boak'eo Hirama pazakan'i Tyra nagniraky pinday hafasy, vo hazo sedera, pandrafisy, dra pamboasy tragno tagny amin'i Davida. Namboasy tragno ho an'i Davida ereo. \v 12Fatas'i Davida fa nametraky anazy ho pazakan'Israely i Yaveh, dra fa nanandrasy gny fazakany nohonigny amin'Israely vahoany izy. |