txy_2sa_text_udb/01/14.txt

1 line
486 B
Plaintext

\v 14Hoy Davida taminazy ho: "Nagnino hanao gny sy natahosy namono gny pazaka voahosos'i Yaveh tamigny tagnanao avo?" \v 15Nitoka gny raiky tamireo tovolahy i Davida dra nizaka ho: "Mandehana dra vonoy izy." Ko nandeha zay lelahy zay dra namaly anazy, maty gny Amalekita. \v 16Boak'eo dra nizaka tamigny fatinigny Amalekita i Davida ho: "Eo amigny lohanao gny lionao akory gny vavanao avo gny vavolombelo nanohisy anao dra nanao anizahoky ho: 'Namono gny pazaka voahosos'i Yaveh zaho."'