1 line
505 B
Plaintext
1 line
505 B
Plaintext
\v 17Boak'eo dra nihira ty hira fandala momban'i Saoly vo i Jonatana zanadahiny tihoky i Davida, \v 18Nibaiko gny vahoaky izy ba hapianasy anizay Hirany gny sipiki zay an'ireo zanadahin'i Joda, ze voasorasy ao amigny bokin'i Jasara. \v 19"Gny voninahisao, ry Israely, dra maty, voavono teo amigny toeran'abo! Endrey gny fahavalonigny mahery! \v 20Ka zaka ao Gata zay, ka zaka egny amireo lalan'i Askelona, ba sy ho afaky hifaly reo zanakapelanigny Filistina, ba sy hakalaza reo zanakapelanigny sy voafora. |