txy_2sa_text_udb/03/31.txt

1 line
388 B
Plaintext

\v 31Hoy Davida tamin'i Joaba vo reo olon'aby nindray taminazy ho: "Triato gny akazondrareo, manova akazo fandala, dra manova fandala manoloa gny fatin'i Abnera." Dra i Davida pazaka dra nandeha tao afaranigny faty tamigny dinganigny fandevegna. \v 32Nalevin'ereo tao Hebrona i Abnera. Nitomagny vo nihiaky fatrasy teo amigny lolon'i Abnera gny pazaka, dra nitomagny avo koa gny olon'aby.