1 line
564 B
Plaintext
1 line
564 B
Plaintext
\v 28Raha mahare gny momba anizay i Davida dra hoy izy ho: "Zaho vo gny fazakako dra sy mana-signy mandrakizay eo agnatrehan'i Yaveh mahakasiky gny lion'i Abnera zanak'i Nera. \v 29Aoky gny heloky gny amigny lohan'i Joaba vo gny akohonan-drany aby. Sy ho afaky amigny fianavian'i Joaba anie gny olo ze misi-dio na gny areti-kodisy na ze mandringa dra sy maisy mamindra amigny tehiny na ze lavo-tsabasy na reo sy mana-ko-hany." \v 30Izay gny nagnomezan'i Joaba vo Abisay rahalahiny an'i Abnera, akory namono an'i Asahela rahalahin'ereo tagny agnaly tao Gibeona izy. |