txy_2sa_text_udb/03/27.txt

1 line
271 B
Plaintext

\v 27Raha nihery zaho ho agny Hebrona i Abnera, dra nandesin'i Joaba nihataky kely teo agnevonigny vavahady ba hizaka aminazy mangingina izy. Teo Joaba gny nanindron'anazy teo amigny troky dra nahafaty anazy. Tamizay fomba zay, gny namalian'i Joaba gny lion'i Rahalahiny.