txy_2sa_text_udb/08/15.txt

1 line
420 B
Plaintext

\v 15Nazaka teo amin'Israely aby i Davida, dra ninday gny rariny vo gny fahamarigna tamigny olony aby izy. \v 16Joaba zanak'i Zeroia gny pifehy gny tafiky, dra Josafata zanak'i Ahiloda gny pirakisy. \v 17Zadoka zanak'i Ahitoba vo Ahimeleka zanak'i Abiatara gny pisoro, dra Seraia gny panora-dalana. \v 18Benaia zanak'i Joiada gny nendrekisy reo Heretita vo reo Paletita, dra reo zanak'i Davida gny panolosainigny pazaka.