txy_2sa_text_udb/08/02.txt

1 line
280 B
Plaintext

\v 2Dra nandresy gny Moabita izy dra nandrefy gny olon'ereo tamigny sipiky tamigny fapandria anereo teo amigny tany. Nandrefy indronigny sipiky izy ba hamonoa, dra dra indray mandeha avo ba hitana ho velo. Dra lasa panopon'i Davida reo Moabita dra nanomboky nandoa hetra taminazy.