txy_2sa_text_udb/06/12.txt

1 line
408 B
Plaintext

\v 12Dra nizaka tamin'i Davida pazaka ho: "Fa nitahy gny tragnon'i Obed-edoma vo gny raha aby ze anazy i Yaveh noho gny fiaran'Agnahary." Noho izay dra nandeha i Davida dra ninday gny fiaran'Agnahary niakasy boak'ao atragnon'i Obed-edoma tami-piravoravoa ho agny amigny tanan'i Davida. \v 13Gny fa namindra inenina reo ze nilaza gny fiaran'Agnahary, dra nanao soron'agnomby raiky vo zanak'agnomby mifahy izy.