\v 1Dra nirehisy tamin'Israely ndraiky gny fahorian'i Yaveh, dra nataony nanohisy anereo i Davida nanao anizahoky ho: "Mandehana, isaho gny Israely vo gny Joda." \v 2Nizaka tamin'i Joaba pifehy gny tafiky, ze nindray taminazy gny pazaka ho: "Mandehana manera gny fokon'Israely aby, manomboky agny Dana dra hatragny Beri-sheba, dra isaho gny olon'aby, ba hahafatarako gny fitambaranigny isa'ireo lelahy sahaza ho anigny aly."