\v 30Dra raha bo tegny an-dala ereo, dra avy tagny amin'i Davida gny vaovao manao anizahoky ho: "Nivonon'i Absaloma reo zanadahinigny pazaka aby, dra sy nisy na dre raiky aza nianga tamin'erei." \v 31Dra nisanga gny pazaka dra naniasy gny akazony, dra nandry teo amigny tany; dra reo panopony aby nizoro teo agnilany teo niaraky tamigny akazony rota.