\v 10Dra napahory anazy gny fon'i Davida gny fa boaky nagnisa reo lelahy izy. Dra nizaka tamin'i Yaveh izy ho: "Nagnato tateraky tamigny fanovan'anizay zaho. Aomao, ry Yaveh, alao gny heloky gny panoponao, fa nanao fahadala vatany zaho."