\vDra nandefa zaka ho an'i Tamara tao an-dapany i Davida, nanao ho: ''Mandehana agny amigny tragnon'i Amnona anadahinao izao dra magnoma sakafo hon'azy.''' \v 8Dra nandeha tagny amigny tragnon'i Amnona anadahiny tagny amin'izay nandriany i Tamara. Nangalaky koba izy dra namolavola izay dra nagnamboasy mofo teo amasony, dra nahandro nameny anazy gny mofo, fa nanda sy hihina izy. Avy eo dra hoy i Amnona tamin'ireo hafa izay teo ho: ''Sokafo agny ambaliky gny olo aby, ho lavisy anahy.'' Dra nandeha niala teo aminazy gny olo aby.