\v 25Endrey gny fahavalonigny mahery teo agnevonigny aly! Nivono teo amigny toeranao abo i Jonatana. \v 26Ory nohonigny aminao zaho, ry Jonatana rahalahiko. Tena malala taminahy hanao. Mahita gny fitiavanao anahy, mihoasy noho gny fitiavan'ireo apela. \v 27Endry gny fahalavonigny mahery, vo gny fahalevognan'ireo fitovan'aly!"