\v 20Dra hoy i Absaloma tamin'i Ahitofela ho: "Ameo gny torohevisao zahay gny amigny tokony hataonay." \v 21Namaly an'i Absaloma i Ahitofela ho: "Mandehana mandry miaraky amireo valy panoponigny ranao ze nangany hiamby gny lapa, dra ho ren'Israely aby fa nagnamembo zaka teo amigny ranao hanao. Boak'eo dra hatazaky gny taran'ireo miaraky aminao."