\v 15Dra i Absaloma vo gny olon'Israely aby ze ninday taminazy, dra avy tao Jerosalema, dra ninday taminazy i Ahitofela. \v 16Dra gny fa avy teo amin'i Absaloma, i Hosay gny Arkita, naman'i Davida, dra nizaka tamin'i Absaloma i Hosay ho: "Ho ela volon'anie gny pazaka! Ho ela velon'anie gny pazaka!"