\v 5Gny fa nagnaton'an'i Bahorima i Davida pazaka, dra nisy lelahy boak'amigny fokon'i Saoly nipoisy boak'agny, atao ho: Simey zanak'i Gera. Niboaky nagnozo zaka a-pandehana izy. \v 6Nitorahiny vato i Davida vo reo mana-pahefanigny pazaka aby, na dre teo aza reo tafiky vo reo piamby ze teo akavia vo havananigny pazaka.