\v 1Tafaran'izay dra nanafiky reo Filistina i Davida dra nandresy anereo. Noho izay dra nalan'i Davida sy ho eo amigny fifehezan'ireo Filistina i Gata vo reo zana-bohiny.