\v 2Niteraky zanadahy tao Hebrona i Davida. Gny lahimatoa dra i Amnona, tamin'i ahinoama boak'agny Jezraela. \v 3Gny zanadahiny faharo, dra i Kileaba, naterak'i Nabala boak'agny Karmela. Gny fahatelo, dra i Absaloma, zanadahin;i Maka, zanakapelan'i Talmay, pazakan'i Gesora.