auto save

This commit is contained in:
Tanosy-002 2021-05-16 10:28:32 +02:00 committed by root
parent 3f9bf88266
commit 57a012310d
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 2Gny fa niavy gny hariva dra nifoha teo apandriany i Davida dra nandeha tagny amigny tafonigny lapany. Boak'egny izy gny nahita apela raiky teo apandroa, dra tena soaso \v 2Gny fa niavy gny hariva dra nifoha teo apandriany i Davida dra nandeha tagny amigny tafonigny lapany. Boak'egny izy gny nahita apela raiky teo apandroa, dra tena soasoa atia gny apela igny. \v 3Noho izay dra nandefa gny momba gny apela igny i Davida. Nosy olo raiky nizaka ho: "Sy i Batseba, zanakapelan'i Eliama ra zay, dra sy gny valin'i Oria gny Hetita ra zay?"