auto save
This commit is contained in:
parent
544b566ea5
commit
09507a74c5
|
@ -1 +1 @@
|
|||
\v 5Noho zay reo zanadahin'i Rimona gny Berotita, i Rekaba bo i Bana, dra lasa nandeha nandrisy gny hafananigny andro nagnagny amigny tragnon'i Isboseta, tamin'izy niala sasasy tamigny mitatao vovogna. \v 6Tehandry gny apela piamby vatrangara igny raha naniva vary, dra Rekaba vo i Bana nandeha apahangina vo niriosy anazy. \v 7Ko a
|
||||
\v 5Noho zay reo zanadahin'i Rimona gny Berotita, i Rekaba bo i Bana, dra lasa nandeha nandrisy gny hafananigny andro nagnagny amigny tragnon'i Isboseta, tamin'izy niala sasasy tamigny mitatao vovogna. \v 6Tehandry gny apela piamby vatrangara igny raha naniva vary, dra Rekaba vo i Bana nandeha apahangina vo niriosy anazy. \v 7Ko gny fa naheriloha tao amigny tragno ereo, dra nanafiky anazy dra namono anazy raha andry teo apandria tao amigny efitragnony izy. Boak'eo nitapahin'ereo gny lohany dra nandesiny zay, dra nandeha tegny amigny lala nandrisy gny hariva totolo nagnagny amigny Araba.
|
Loading…
Reference in New Issue