2021-05-18 08:56:46 +00:00
|
|
|
\v 27Hoy avo koa gny pazaka tamin'i Zadoka pisoro ho: "Sy pahita ra hanao? Miheregna agny atana apedagna, mbamireo zanakao ro lahy, vo Jonatana zanak'i Abiatara. \v 28Ingo, handigny eo amigny fita amigny efis'i Araba zaho ambara-pahaaviny gny zaka avy aminao hapahafatasy anahy." \v 29Ko dra ninday gny fiaran'Agnahary nihery tagny Jerosalema i Zadoka vo Abiatara, dra nitoby tagny ereo.
|