txy_2sa_text_udb/11/04.txt

1 line
310 B
Plaintext
Raw Normal View History

2021-05-16 08:28:32 +00:00
\v 4Dra nandefa pinday hafasy i Davida dra nangalaky anazy; dra avy tagny aminazy izy, dra nindray nandry taminazy izy (akory vo avy nagnalio vata tamigny fadim-bola izy). Boak'eo dra nihery tagny atragnony izy. \v 5Navesasy gny apela igny, dra napagniraky vo nizaka an'i Davida izy; hoy izy ho: "Bevoka zaho."