txy_2pe_text_reg/02/12.txt

1 line
689 B
Plaintext

\v 12Fa reo biby sy mana-say reo dra natao ho sambory vo ho potehy. Sy fatas'ereo ze sirasiran'ereo. Ho potiky ereo. \v 13Hitakasy gny valisoanigny raha rasy nataony ereo. Mieriserisy ereo fa gny sy fiafia mandrisy gny andro dra fahafinareta. Ereo dra be signy. Tian'ereo gny asa famitahan'ereo gny fa mihina miaraky amindrareo. (Fagnamariha: Reo dika zaka ilany dra mivaky manahaky anizao: "Tian' ereo gny asan'ereo gny fa mihina miaraky amindrareo amigny hani-pianakavia.") \v 14 Mola amigny apela mizangazanga ereo; sy afa-po amigny fahota mihisy ereo. Mitariky fagnahy sy mety maty ho amigny fanovandrasy ereo, dra mana fo voaofa amigny fisiririta ereo. Zanaky gny fagnozogna ereo reo!