auto save

This commit is contained in:
Tanosy-002 2022-01-09 11:34:22 +01:00 committed by root
parent 9815cbdf10
commit b7f516eff6
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 12Fa reo biby sy mana-say reo dra natao ho sambory vo ho potehy. Sy fatas'ereo ze sirasiran'ereo. Ho potiky ereo. \v 13Hitakasy gny valisoanigny raha rasy nataony ereo. Mieriserisy ereo fa gny sy fiafia mandrisy gny andro dra fahafinareta. Ereo dra be signy. Tian'ereo gny asa famitahan'ereo gny fa mihina miaraky amindrareo. (Fagnamariha: Reo dika zaka ilany dra mivaky manahaky anizao: "Tian' erep
\v 12Fa reo biby sy mana-say reo dra natao ho sambory vo ho potehy. Sy fatas'ereo ze sirasiran'ereo. Ho potiky ereo. \v 13Hitakasy gny valisoanigny raha rasy nataony ereo. Mieriserisy ereo fa gny sy fiafia mandrisy gny andro dra fahafinareta. Ereo dra be signy. Tian'ereo gny asa famitahan'ereo gny fa mihina miaraky amindrareo. (Fagnamariha: Reo dika zaka ilany dra mivaky manahaky anizao: "Tian' ereo gny asan'ereo gny fa mihina miaraky amindrareo amigny hani-pianakavia.") \v 14 Mola amigny apela mizangazanga ereo; sy afa-po amigny fahota mihisy ereo.