txy_2jn_text_reg/01/09.txt

1 line
394 B
Plaintext

\v 9 DRe iza dre iza mandeha eo aloha dra sy mipetraky ao amin'gny fampianaran'i Kristy dra sy mana an'Agnahary. Gny raiky ze mipetraky ao amin'gny fampianara, ze raiky zay dra mana gny Ray vo gny Zanaky. \v 10 Raha misy olo avy eo aminao dra sy minday anizay fampianara zay,dra ka mandray anazy ho ao an-tragnonao dra ka miarahaba anazy. \v 11 Fa ze miarahaba anazy dra miombo amy rasy ataony.