txy_2jn_text_reg/01/04.txt

1 line
481 B
Plaintext

\v 4 Faly be zaho satria nahita gn'ilany amin'ireo zanakao mandeha amin'gny fahamarigna, manahaky gny nandresasika anizay didy zay laha tamin'gny Ray. \v 5 Dra mangataky aminao zaho, rapela-sy hanahaky gny manorasy didy vaovao aminao zaho, fa ze nanagnasika hatramin'gny volohany-dra gny tokony hifakatiavasika samy isika. \v 6 Zao gny fitiava , dra gny ba handehanasika araky reo didiny. Zao gny didy, araky gny rendrareo hatramy volohany, dra gny tokony handehandrareo amin'izay.