auto save

This commit is contained in:
Tanosy-001 2022-01-17 14:37:55 +01:00 committed by root
parent e69423a530
commit d49d087cdc
2 changed files with 2 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 9 DRe iza dre iza mandeha eo aloha dra sy mipetraky ao amin'gny fampianaran'i Kristy dra sy mana an'Agnahary. Gny raiky ze mipetraky ao amin'gny fampianara, ze raiky zay dra mana gny Ray vo gny Zanaky. \v 10 Raha misy olo avy eo aminao dra sy minday anizay fampianara zay,dra ka m
\v 9 DRe iza dre iza mandeha eo aloha dra sy mipetraky ao amin'gny fampianaran'i Kristy dra sy mana an'Agnahary. Gny raiky ze mipetraky ao amin'gny fampianara, ze raiky zay dra mana gny Ray vo gny Zanaky. \v 10 Raha misy olo avy eo aminao dra sy minday anizay fampianara zay,dra ka mandray anazy ho ao an-tragnonao dra ka miarahaba anazy. \v 11 Fa ze miarahaba anazy dra miombo amy rasy ataony.

1
01/12.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 12 Mana raha maro ho sorata amindrareo zaho, nefa zaho sy magniry hanorasy anizay amy tara