txy_2co_text_reg/05/20.txt

1 line
338 B
Plaintext

\v 20 Dra voatendry ho mpisolon-tegnan'i Kristy izahay , manahaky gny ho amin'gny alalanay gny hanovan'Agnahary gny fitokavany. Miangavy andrareo zahay , noho i Kristy:''Mihavana amin'Agnahary!'' \v 21 Nataony avy soro ho agny fahotasika kristy. Izy gny raiky ze sy nanota mihisy. Nataony ze ba ho avy fahamarin'Agnahary ao aminazy isika.