txy_2co_text_reg/05/11.txt

1 line
481 B
Plaintext

\v 11 Noho zay, gny fahafatara gny tahosy gny Topo, gny handresesika lahasy gny olo. Gny maha isika asika dra hitan'Agnahary mazava. Atenaiko fa mazava amin'gny feon'gny fiereseretanareo avo koa zay. \v 12 Sy miezaky gny handresy lahasy andrareo draiky zahay ba hagnety anay tahaky gny mahisy fo. Fa dra ,magnome atony ho andrareo hirehareha nohon'gny aminay izahay, ba hanagnandrareo vali-zaka ho an'ereo ze mirehareha gny amin'gny endriky ambalikiny fa sy gny amin'izay ao am-po.