txy_2co_text_reg/05/09.txt

1 line
297 B
Plaintext

\v 9 Dra ataosika tazo zay, na agny an-tragno isika na lavisy anizay, ba hahafanarisy Anazy. \v 10 Fa isika aby dra sy maisy hiboaky eo alohan'gny seza fisaran'i Kristy, ba mety ahazoan'gny kirairaiky ze mifagnaraky amin'ireo raha-vita tao amin'gny vatana, dre ho amin'gny soa na ho amin'gny rasy.