txy_2co_text_reg/05/06.txt

1 line
275 B
Plaintext

\v 6 Noho zay dra matokia hatrany. Tongava say fa gny fa ao antragno amin'gny vata isika, dra lavisy gny Topo. \v 7 Fa mandeha amin'gny finoa isika, fa sy amin'gny fahita. \v 8 Noho zay dra mana fahatokia isika. Aleosika lavisy gny vata fa ao an-tragno miaraky amin'gny Topo.