txy_1ti_text_reg/01/18.txt

1 line
364 B
Plaintext

\v 18Izao didy izao gny ameko anao, Timoty, zanako, araky reo faminania natao momba anao tagny aloha, fa hanao dra mety hialy gny aly soa, \v 19gny fiazogna gny finoa vo gny feonigny fierisereta soa. Tamigny fandava zay, misy gny nanao sambo vaky gny finoany. \v 20Manahaky an'i Hymeneo vo Aleksandro, ze natolotro ho an'i Satana ba apianara anereo sy hizaka rasy.