\v 10Dra hoy iDavida tamin' i Janatana: '' Iza gny hizaka aminahy raha sagnatria mamaly anao amigny zaka fatrasy gny babanao?''
\v 11Jonatana nanao tamin'i Davida ho: ''Andao, handeha sika hiboaky agny a-saha.'' Dra niboaky tagny a-saha izy ro lahy.