txy_1sa_text_udb/17/28.txt

3 lines
511 B
Plaintext

\v 28Nahare anazy nizaka tamin'ireo lelahy i Eliaba zokiny lahimatoa. Dra nirehisy tamin'i Davida gny haorian'i Eliaba, dra hoy izy: ''Nagnino hanao gny mizoso etiky?'' Iza gny nagnenganao an'ireo agnondry keliky agny agnefitragno? Fataso gny avognavo vo gny sopasy ao agnatinigny fonao; fa boak'anizoso tetiky hanao ba hahita gny aly.''
\v 29Hoy i Davida: ''Ino zao gny nataoko?''
\v 30Niala teo aminazy nagnagny amigny hafa izy, vo nizaka manahaky anizay avo koa. Dra namaly manahaky gny teo avo koa gny olo.