2 lines
327 B
Plaintext
2 lines
327 B
Plaintext
\v 6Hoy i Samoela tamireo vahoaky ho: ''Yaveh gny nanendry an'i Mosesy vo i arona, dra nanday gny razambendrareo niakasy boakagny amigny tany Egypta.
|
|
\v 7Ko amizao, atolory gny vatandrareo, ba hahafako mifandahasy amindrareo eo agnatrehan'i Yaveh mahakasiky reo asa mari'i Yaveh, ze nataony ho handrareo vo gny razambendrareo. |