txy_1sa_text_udb/12/04.txt

2 lines
308 B
Plaintext

\v 4Hoy ereo ho: ''Sy namitaky anay hanao, sy napizaly anay, na nangalaky inoino boak'ao atagnanolo.''
\v 5dra hoy izy tamin'ereo ho: ''Yaveh gny vavolombelo amindrareo, vo gny voahosony gny vavolombelo androany, fa sy nahita na ino na ino teo atagnako handrareo.'' Ereo namaly ho: ''Yaveh gny vavolombelo.''