1 line
442 B
Plaintext
1 line
442 B
Plaintext
\v 8Gny fa avy tagny Egypta i Jakoba, dra nitaray tamin'i Yaveh reo razambendrareo, dra nandefa an'i Mosesy vo i Arona i Yaveh, zay nitariky reo razambendrareo hiboaky agn'i Egypta dra nony tamity toera ty ereo. \v 9Fa ereo nagnaligno an'i Yaveh zagnahary; dra namarosy anereo teo an-tagnan'i Sisera, ptariky reo tafik'i Hazora izy, teo atagnan'ireo Filistina, vo teo atagnanigny pazakan'i Moaba; reo aby reo gny nialy tamigny razambendrareo |